Janvier 2021 Après le Conseil des ministres en janvier, il a été décidé que SONAPAR deviendra le pilote du projet « Zone Industrielle » à Moramanga en partenariat avec Mauricius Africa Fund. Cette zone industrielle est prévue s’étaler sur 80ha de terrain. Ce projet donnera un nouveau souffle au secteur industriel sur le pays et aura un
TATITRY NY FILANKEVITRY NY MINISITRA NATAO TAO AMIN’NY LAPAM-PANJAKANA IAVOLOHA, ALAROBIA 27 JANOARY 2021 I- FAMPAHAFANTARANA 1500 ariary ny kilaon’ny Vary Tsinjo amidy amin’ireo tsenakely sy ny Tsena Mora manerana ny Nosy Hanomboka eto Antananarivo Renivohitra, amin’ny zoma izao ny fitsinjarana sy famarotana ireo Vary Tsinjo natokana hitsinjovana ny isan- tokantrano nafaran’ny fanjakana tamin’ny alalan’ny